Moab Revolts

1. Now Jehoram the son of Ahab began to reign over Israel in Samaria the eighteenth year of Jehoshaphat king of Judah, and reigned twelve years.
1. Joram, fils d`Achab, régna sur Israël à Samarie, la dix-huitième année de Josaphat, roi de Juda. Il régna douze ans.
1. Ary Jorama, zanak' i Ahaba nanomboka nanjaka tamin' ny Isiraely tao Samaria tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Josafata, mpanjakan' ny Joda, ary nanjaka roa ambin' ny folo taona izy.
2. And he wrought evil in the sight of the LORD; but not like his father, and like his mother: for he put away the image of Baal that his father had made.
2. "Il fit ce qui est mal aux yeux de l`Éternel, non pas toutefois comme son père et sa mère. Il renversa les statues de Baal que son père avait faites;"
2. "Ary nanao izay ratsy teo imason' i Jehovah izy, nefa kosa tsy dia tahaka an-drainy na tahaka an-dreniny, fa nanaisotra ny sarin' i Bala izay nataon-drainy izy;"
3. Nevertheless he cleaved unto the sins of Jeroboam the son of Nebat, which made Israel to sin; he departed not therefrom.
3. mais il se livra aux péchés de Jéroboam, fils de Nebath, qui avait fait pécher Israël, et il ne s`en détourna point.
3. Nefa izy nikikitra tamin' ny fahotan' i Jeroboama, zanak' i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely, fa tsy niala tamin' izany.
4. And Mesha king of Moab was a sheepmaster, and rendered unto the king of Israel an hundred thousand lambs, and an hundred thousand rams, with the wool.
4. Méscha, roi de Moab, possédait des troupeaux, et il payait au roi d`Israël un tribut de cent mille agneaux et de cent mille béliers avec leur laine.
4. "Ary Mesa, mpanjakan' i Moaba, nanana ondry betsaka; ary nandoa zanak' ondry iray hetsy ho an' ny mpanjakan' ny Isiraely izy sy ondrilahy iray hetsy mbamin' ny volony."
5. But it came to pass, when Ahab was dead, that the king of Moab rebelled against the king of Israel.
5. A la mort d`Achab, le roi de Moab se révolta contre le roi d`Israël.
5. Ary izao no niseho, rehefa maty Ahaba dia niodina tamin' ny mpanjakan' ny Isiraely ny mpanjakan' i Moaba.
6. And king Jehoram went out of Samaria the same time, and numbered all Israel.
6. Le roi Joram sortit alors de Samarie, et passa en revue tout Israël.
6. Ary nivoaka avy tany Samaria i Jorama mpanjaka tamin' izany fotoana izany ka nanisa ny Isiraely rehetra.
7. And he went and sent to Jehoshaphat the king of Judah, saying, The king of Moab hath rebelled against me: wilt thou go with me against Moab to battle? And he said, I will go up: I am as thou art, my people as thy people, and my horses as thy horses.
7. "Il se mit en marche, et il fit dire à Josaphat, roi de Juda: Le roi de Moab s`est révolté contre moi; veux-tu venir avec moi attaquer Moab? Josaphat répondit: J`irai, moi comme toi, mon peuple comme ton peuple, mes chevaux comme tes chevaux."
7. "Ary nandeha izy, dia naniraka tany amin' i Josafata, mpanjakan' ny Joda, ka nanao hoe: Ny mpanjakan' i Moaba efa niodina tamiko; koa mba hiaraka amiko va ianao hiady amin' i Moaba? Ary hoy izy: Handeha aho, fa tahaka ny tenanao ihany aho, ka ny oloko dia tahaka ny olonao, ary ny soavaliko dia tahaka ny soavalinao."
8. And he said, Which way shall we go up? And he answered, The way through the wilderness of Edom.
8. Et il dit: Par quel chemin monterons-nous? Joram dit: Par le chemin du désert d`Édom.
8. Ary hoy izy: Aiza àry no lalana halehantsika? Ary izy namaly hoe: Ny lalana mamaky ny efitr' i Edoma.
9. So the king of Israel went, and the king of Judah, and the king of Edom: and they fetched a compass of seven days' journey: and there was no water for the host, and for the cattle that followed them.
9. "Le roi d`Israël, le roi de Juda et le roi d`Édom, partirent; et après une marche de sept jours, ils manquèrent d`eau pour l`armée et pour les bêtes qui la suivaient."
9. "Koa dia nandeha ny mpanjakan' ny Isiraely sy ny mpanjakan' ny Joda ary ny mpanjakan' i Edoma; ary nandeha nanodidina lalan-kafitoana izy; ary tsy nisy rano ho an' ny miaramila sy ny biby fiompy izay nanaraka azy."
10. And the king of Israel said, Alas! that the LORD hath called these three kings together, to deliver them into the hand of Moab!
10. Alors le roi d`Israël dit: Hélas! l`Éternel a appelé ces trois rois pour les livrer entre les mains de Moab.
10. Dia hoy ny mpanjakan' ny Isiraely: Indrisy! Jehovah efa niantso ireto mpanjaka telo ireto mba hatolony eo an-tanan' ny Moabita.
11. But Jehoshaphat said, Is there not here a prophet of the LORD, that we may enquire of the LORD by him? And one of the king of Israel's servants answered and said, Here is Elisha the son of Shaphat, which poured water on the hands of Elijah.
11. Mais Josaphat dit: N`y a-t-il ici aucun prophète de l`Éternel, par qui nous puissions consulter l`Éternel? L`un des serviteurs du roi d`Israël répondit: Il y a ici Élisée, fils de Schaphath, qui versait l`eau sur les mains d`Élie.
11. Fa hoy Josafata: Tsy misy mpaminanin' i Jehovah va eto mba hanontaniantsika amin' i Jehovah amin' ny alalany? Ary ny anankiray tamin' ny mpanompon' ny mpanjakan' ny Isiraely namaly ka nanao hoe: Eto Elisa, zanak' i Safata, izay mpanondra-drano ny tanan' i Elia.
12. And Jehoshaphat said, The word of the LORD is with him. So the king of Israel and Jehoshaphat and the king of Edom went down to him.
12. Et Josaphat dit: La parole de l`Éternel est avec lui. Le roi d`Israël, Josaphat et le roi d`Édom, descendirent auprès de lui.
12. Ary hoy Josafata: Ao amin' izy iny ny tenin' i Jehovah. Dia nidina nankany amin' i Elisa ny mpanjakan' ny Isiraely sy Josafata ary ny mpanjakan' i Edoma.
13. And Elisha said unto the king of Israel, What have I to do with thee? get thee to the prophets of thy father, and to the prophets of thy mother. And the king of Israel said unto him, Nay: for the LORD hath called these three kings together, to deliver them into the hand of Moab.
13. Élisée dit au roi d`Israël: Qu`y a-t-il entre moi et toi? Va vers les prophètes de ton père et vers les prophètes de ta mère. Et le roi d`Israël lui dit: Non! car l`Éternel a appelé ces trois rois pour les livrer entre les mains de Moab.
13. Ary hoy Elisa tamin' ny mpanjakan' ny Isiraely: Moa mifaninona akory izaho sy ianao? Mandehana any amin' ny mpaminanin-drainao sy ny mpaminanin-dreninao ianao. Fa hoy ny mpanjakan' ny Isiraely taminy: Tsia, fa Jehovah efa niantso ireto mpanjaka telo ireto mba hatolony eo an-tanan' i Moaba.
14. And Elisha said, As the LORD of hosts liveth, before whom I stand, surely, were it not that I regard the presence of Jehoshaphat the king of Judah, I would not look toward thee, nor see thee.
14. Élisée dit: L`Éternel des armées, dont je suis le serviteur, est vivant! si je n`avais égard à Josaphat, roi de Juda, je ne ferais aucune attention à toi et je ne te regarderais pas.
14. Dia hoy Elisa: Raha velona koa Jehovah, Tompon' ny maro, Izay itsanganako eo anatrehany, raha tsy noho ny fanajako ny fanatrehan' i Josafata, mpanjakan' ny Joda, dia tsy hanatrika anao na hijery anao akory aho.
15. But now bring me a minstrel. And it came to pass, when the minstrel played, that the hand of the LORD came upon him.
15. Maintenant, amenez-moi un joueur de harpe. Et comme le joueur de harpe jouait, la main de l`Éternel fut sur Élisée.
15. Nefa itondray mpitendry lokanga aho. Ary izao no niseho, rehefa notendrena ny lokanga, dia nanindry an' i Elisa ny tanan' i Jehovah.
16. And he said, Thus saith the LORD, Make this valley full of ditches.
16. Et il dit: Ainsi parle l`Éternel: Faites dans cette vallée des fosses, des fosses!
16. Ary hoy Elisa: Izao no lazain' i Jehovah: Ataovy feno lavaka ity lohasaha ity.
17. For thus saith the LORD, Ye shall not see wind, neither shall ye see rain; yet that valley shall be filled with water, that ye may drink, both ye, and your cattle, and your beasts.
17. Car ainsi parle l`Éternel: Vous n`apercevrez point de vent et vous ne verrez point de pluie, et cette vallée se remplira d`eau, et vous boirez, vous, vos troupeaux et votre bétail.
17. Fa izao no lazain' i Jehovah: Tsy hahita rivotra na ranonorana ianareo, nefa ho feno rano io lohasaha io, mba hosotroinareo, dia ianareo sy ny biby fiompinareo ary ny bibinareo.
18. And this is but a light thing in the sight of the LORD: he will deliver the Moabites also into your hand.
18. "Mais cela est peu de chose aux yeux de l`Éternel. Il livrera Moab entre vos mains;"
18. "Ary ho zavatra kely ihany eo imason' i Jehovah izany; fa hanolotra ny Moabita ho eo an-tananareo koa izy."
19. And ye shall smite every fenced city, and every choice city, and shall fell every good tree, and stop all wells of water, and mar every good piece of land with stones.
19. vous frapperez toutes les villes fortes et toutes les villes d`élite, vous abattrez tous les bons arbres, vous boucherez toutes les sources d`eau, et vous ruinerez avec des pierres tous les meilleurs champs.
19. Ary handrava ny tanàna mimanda rehetra sy ny tanàna voafidy rehetra ianareo sady hikapa ny hazo tsara rehetra sy hanampina ny loharano rehetra ary hanipy vato amin' ny tany soa rehetra ho fanimbana azy.
20. And it came to pass in the morning, when the meat offering was offered, that, behold, there came water by the way of Edom, and the country was filled with water.
20. Or le matin, au moment de la présentation de l`offrande, voici, l`eau arriva du chemin d`Édom, et le pays fut rempli d`eau.
20. Ary izao no niseho, nony maraina, rehefa natolotra ny fanatitra hohanina, dia, indro, nisy rano tonga avy tamin' ny lalana mankany Edoma, ka feno rano ny tany.
21. And when all the Moabites heard that the kings were come up to fight against them, they gathered all that were able to put on armour, and upward, and stood in the border.
21. Cependant, tous les Moabites ayant appris que les rois montaient pour les attaquer, on convoqua tous ceux en âge de porter les armes et même au-dessus, et ils se tinrent sur la frontière.
21. Ary rehefa ren' ny Moabita rehetra fa avy miakatra hiady aminy ireo mpanjaka ireo, dia nivory izy hatramin' izay rehetra nahatam-piadiana no ho miakatra, ka dia niandry teo amin' ny sisin-tany.
22. And they rose up early in the morning, and the sun shone upon the water, and the Moabites saw the water on the other side as red as blood:
22. Ils se levèrent de bon matin, et quand le soleil brilla sur les eaux, les Moabites virent en face d`eux les eaux rouges comme du sang.
22. Ary nifoha maraina koa ny Moabita, ary nitaratra tamin' ny rano ny masoandro ka dia hitan' ny Moabita ny rano teny am-pita fa mena tahaka ny ra.
23. And they said, This is blood: the kings are surely slain, and they have smitten one another: now therefore, Moab, to the spoil.
23. "Ils dirent: C`est du sang! les rois ont tiré l`épée entre eux, ils se sont frappés les uns les autres; maintenant, Moabites, au pillage!"
23. "Dia hoy izy: Ra io! efa nifandringana tokoa ireo mpanjaka ireo, ary efa nifamely izy rehetra; koa mamaboa amin' izao, ry Moaba!"
24. And when they came to the camp of Israel, the Israelites rose up and smote the Moabites, so that they fled before them: but they went forward smiting the Moabites, even in their country.
24. Et ils marchèrent contre le camp d`Israël. Mais Israël se leva, et frappa Moab, qui prit la fuite devant eux. Ils pénétrèrent dans le pays, et frappèrent Moab.
24. "Kanjo nony tonga teo an-tobin' ny Isiraely izy, dia nitsangana ny Isiraely ka namely ny Moabita, dia nandositra teo anoloany ireo; fa ny Isiraely niditra namely ny Moabita, dia hatrany amin' ny taniny."
25. And they beat down the cities, and on every good piece of land cast every man his stone, and filled it; and they stopped all the wells of water, and felled all the good trees: only in Kirharaseth left they the stones thereof; howbeit the slingers went about it, and smote it.
25. "Ils renversèrent les villes, ils jetèrent chacun des pierres dans tous les meilleurs champs et les en remplirent, ils bouchèrent toutes les sources d`eau, et ils abattirent tous les bons arbres; et les frondeurs enveloppèrent et battirent Kir Haréseth, dont on ne laissa que les pierres."
25. "Dia nandrava ny tanàna izy; ary samy nanipy vato tamin' ny tany soa rehetra ka nahafeno azy, ary nanampina ny loharano rehetra koa izy sady nikapa ny hazo tsara rehetra, mandra-paha-tsy nisy vato intsony afa-tsy ny tao Kira-haresa ihany; ary na dia io aza dia nohodidinin' ny mpandefa antsamotady ka nasiany."
26. And when the king of Moab saw that the battle was too sore for him, he took with him seven hundred men that drew swords, to break through even unto the king of Edom: but they could not.
26. "Le roi de Moab, voyant qu`il avait le dessous dans le combat, prit avec lui sept cents hommes tirant l`épée pour se frayer un passage jusqu`au roi d`Édom; mais ils ne purent pas."
26. "Ary rehefa hitan' ny mpanjakan' i Moaba fa tsy tohany ny ady, dia nitondra fitonjato lahy nahay sabatra nomba azy izy mba hanivakivaka hitsin' ny mpanjakan' i Edoma; nefa tsy afaka izy."
27. Then he took his eldest son that should have reigned in his stead, and offered him for a burnt offering upon the wall. And there was great indignation against Israel: and they departed from him, and returned to their own land.
27. Il prit alors son fils premier-né, qui devait régner à sa place, et il l`offrit en holocauste sur la muraille. Et une grande indignation s`empara d`Israël, qui s`éloigna du roi de Moab et retourna dans son pays.
27. Ary nalainy ny zanany lahimatoa, izay natao hanjaka handimby azy, ka nateriny ho fanatitra dorana teo ambonin' ny manda. Dia niharan' ny fahatezerana mafy ny Isiraely, ka niala taminy ary niverina ho any amin' ny taniny izy.
<
>